mardi 8 juillet 2014

Fomba fanaovana ranon'ampango (tutoriel) Tsy misy atao....

Toy izao izany no fomba fanaovana ranon'ampango aty Madagasikara... tena tsy misy atao aho tamin'ny nanao an'ity video ity  fa avy nahandro vary dia nofilmena ny delira....hahaha

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire