vendredi 2 mai 2014

TSISY KARAHA ANAO (JOSEPH D'Af ft TITIANAH) PAROLES

LYRICS/PAROLES/TONON'KIRA TSISY KARAHA ANAO "Joseph d'Af ft Titianah"

TSISY KARAHA ANAO (JOSEPH D'Af ft TITIANAH)

(JOSEPH D'Af)

Tsy zaho eky ny hanginy tsy hanambara
Tsy ataoko adina fa io filazantsara
Fa maty Ianao noho ny fahotako
Tompo ô tsy hafa akoatra Anao

(TITIANAH)

Fa maty Ianao noho ny fahotako
Tompo ô tsy hafa akoatra Anao
Tsisy karaha Anao

(JOSEPH D'Af & TITIANAH)

Hirako Ianao
Sy Melodie ny fo
Lay tiako ary koa tia Ahy
Malalako am-panahy

Ref(2x):(JOSEPH D'Af & TITIANAH)

Tsisy ny tsara mihoatra Anao
Mihazonay ny tananao
Raha lavitra Anao aho dia Irery
Ny anilanao no feno Hery

(JOSEPH D'Af & TITIANAH)

Tsy miova,omaly
Sy ny anio ary mandrakizay
Fazavahana, fahamarinana,
Dia lalana sy fiainana

(JOSEPH D'Af)

Matoky Anao zaho malala o
Tsisy hafa ankoatra Anao
Famonjena nataonao Anay
Fanadiovana ota

(JOSEPH D'Af & TITIANAH)

Hirako Ianao
Sy Melodie ny foko
Lay tiako ary koa tia Ahy
Malalako am-panahy

Ref(2x):(JOSEPH D'Af & TITIANAH)

Tsisy ny tsara mihoatra Anao
Mihazonay ny tananao
Raha lavitra Anao aho dia Irery
Ny anilanao no feno Hery

(JOSEPH D'Af & TITIANAH)

Feno Hery,feno Hery
Feno Hery,feno Hery
Ny Anilanao
Malalako am-panahy

Ref:(JOSEPH D'Af & TITIANAH)

Tsisy ny tsara mihoatra Anao
Mihazonay ny tananao
Raha lavitra Anao aho dia Irery
Ny anilanao no feno Hery
Tsisy ny tsara mihoatra Anao
Mihazonay ny tananao
Raha lavitra Anao aho dia Irery
Ny anilanao
Tsisy karaha Anao

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire