jeudi 9 octobre 2014

BETISER KOPI KOLE 2014

1/ KOPI KOLE Hantatiana: Tahiana lehilahy numéro 129 tena mahalatsaka be io aa XDD feo izany a!!

2/ KOPI KOLE Olga (Gothlieb) Hahaha


3/ KOPI KOLE Eric Tselatra: nanadino tonon'kira LOL sady fohy volo krkrkr

4/ KOPI KOLE Melky: bandy sady nalaelo be lery fa tsy tafiakatra :( fa mietsika be io a krkrkr





Les Directioners Malagasy en live


Les Directioners Malagasy en live à la télé lors d'un live de l'emissions tv KOPI KOLE en 2014.
Ils ont fait un mashup de quelques tubes du groupe One Direction (Story of my life, one way or another,...)

mardi 8 juillet 2014

Fomba fanaovana ranon'ampango (tutoriel) Tsy misy atao....

Toy izao izany no fomba fanaovana ranon'ampango aty Madagasikara... tena tsy misy atao aho tamin'ny nanao an'ity video ity  fa avy nahandro vary dia nofilmena ny delira....hahaha

vendredi 13 juin 2014

Calendrier du Mondiale Brésil, heure de Madagascar

Calendrier du Mondiale Brésil, heure de Madagascar
12/06/14 23h00 Brésil-Croatie
13/06/14 19h00 Mexique-Cameroun
13/06/1 4 22h00 Espagne-Pays-Bas

14/06/14 01h00 Chili-Australie
14/06/14 19h00 Colombie-Grece
14/06/14 22h00 Uruguay-Costa Rica
15/06/14 01h00 Angleterre-Italie
15/06/14 04h00 Côte d'Ivoire- Japon
15/06/14 19h00 Suisse-Équateur
15/06/14 22h00 France-Honduras
16/06/14 01h00 Argentine-Bosnie
16/06/14 19h00 Allemagne- Portugal
16/06/14 22h00 Iran-Nigeria
17/06/14 01h00 Ghana-Etats-Unis
17/06/14 19h00 Belgique-Algérie
18/06/14 01h00 Russie-Corée du Sud
17/06/14 22h00 Brésil-Mexique
18/06/14 19h00 Australie-Pays-Bas
18/06/14 22h00 Espagne-Chili
19/06/14 01h00 Cameroun-Croatie
19/06/14 19h00 Colombie-Côte d'Ivoire
19/06/14 22h00 Uruguay- Angleterre
20/06/14 01h00 Japon-Grèce
20/06/14 19h00 Italie-Costa Rica
20/06/14 22h00 Suisse-France
21/06/14 01h00 Honduras-Équateur
21/06/14 19h00 Argentine-Iran
21/06/14 22h00 Allemagne-Ghana
22/06/14 01h00 Nigeria-Bosnie
22/06/14 19h00 Belgique-Russie
22/06/14 22h00 Corée du Sud-Algérie
23/06/14 01h00 Etats-Unis-Portugal
23/06/14 19h00 Pays-Bas-Chili
23/06/14 19h00 Australie-Espagne
23/06/14 23h00 Croatie-Mexique
23/06/14 23h00 Cameroun-Brésil
24/06/14 19h00 Italie-Uruguay
24/06/14 19h00 Costa Rica-Angleterre
24/06/14 23h00 Japon-Colombie
24/06/14 23h00 Grèce-Côte d'Ivoire
25/06/14 19h00 Nigeria-Argentine
25/06/14 19h00 Bosnie- Iran
25/06/14 23h00 Honduras-Suisse
25/06/14 23h00 Equateur-France
26/06/14 19h00 Etats-Unis-Allemagne
26/06/14 19h00 Portugal-Ghana
26/06/14 23h00 Corée du Sud- Belgique
26/06/14 23h00 Algérie-Russie
 28/06/14 19h00 1er Groupe A-2d Groupe B
28/06/14 23h00 1er Groupe C-2d Groupe D
29/06/14 19h00 1er Groupe B-2d Groupe A
29/06/14 23h00 1er Groupe D-2d Groupe C
30/06/14 19h00 1er Groupe E-2d Groupe F
30/06/14 23h00 1er Groupe G-2d Groupe H
01/07/14 19h00 1er Groupe F-2d Groupe E
01/07/14 23h00 1er Groupe H-2d Groupe G 
04/07/14 19h00 Vainqueur 49-Vainqueur 50
04/07/14 23h00 Vainqueur 53-Vainqueur 54
05/07/14 19h00 Vainqueur 51-Vainqueur 52
05/07/14 23h00 Vainqueur 55-Vainqueur 56

dimanche 8 juin 2014

Cover Tsy ho vitanao by TAGAMIR (Lil'C ft. THT)

Cover Tsy ho vitanao by TAGAMIR

Ity izany dia cover an'ilay hiran'i THT sy Lil'c hoe Tsy ho vitanao nataon'ny TAGAMIR na Tanora Gasy Mirap (collectif ana mpirap lycéen aloha hatreto) dia mananao hira rap sy cover acoustique koa.


VERSION YOUTUBE MP3:


VERSION SOUNDCLOUD:

dimanche 25 mai 2014

Fiche/Resumé leçon classe de troisième 3è - BEPC

Fiche/Resumé leçon classe de troisième 3è - BEPC

BEPC Madagascar

Nanampy sy nahasoa ahy daholo ny zavatra rehetra posteko ato amin'ito site web ito fa ankafizo e, fiche tamza 3eme izao ito ary misy vitsivitsy alefako. Ho an'ny zandry kely hanala EPC rehetra ee!!! Sady misaotra an'i Mr Haja (Bota) ihany koa nanome anreo a!! kopy izay kopy a...

IZay ranga fa mazotoa daholo nareo a!!!

vendredi 2 mai 2014

TSISY KARAHA ANAO (JOSEPH D'Af ft TITIANAH) PAROLES

LYRICS/PAROLES/TONON'KIRA TSISY KARAHA ANAO "Joseph d'Af ft Titianah"

TSISY KARAHA ANAO (JOSEPH D'Af ft TITIANAH)

(JOSEPH D'Af)

Tsy zaho eky ny hanginy tsy hanambara
Tsy ataoko adina fa io filazantsara
Fa maty Ianao noho ny fahotako
Tompo ô tsy hafa akoatra Anao

(TITIANAH)

Fa maty Ianao noho ny fahotako
Tompo ô tsy hafa akoatra Anao
Tsisy karaha Anao

(JOSEPH D'Af & TITIANAH)

Hirako Ianao
Sy Melodie ny fo
Lay tiako ary koa tia Ahy
Malalako am-panahy

Ref(2x):(JOSEPH D'Af & TITIANAH)

Tsisy ny tsara mihoatra Anao
Mihazonay ny tananao
Raha lavitra Anao aho dia Irery
Ny anilanao no feno Hery

(JOSEPH D'Af & TITIANAH)

Tsy miova,omaly
Sy ny anio ary mandrakizay
Fazavahana, fahamarinana,
Dia lalana sy fiainana

(JOSEPH D'Af)

Matoky Anao zaho malala o
Tsisy hafa ankoatra Anao
Famonjena nataonao Anay
Fanadiovana ota

(JOSEPH D'Af & TITIANAH)

Hirako Ianao
Sy Melodie ny foko
Lay tiako ary koa tia Ahy
Malalako am-panahy

Ref(2x):(JOSEPH D'Af & TITIANAH)

Tsisy ny tsara mihoatra Anao
Mihazonay ny tananao
Raha lavitra Anao aho dia Irery
Ny anilanao no feno Hery

(JOSEPH D'Af & TITIANAH)

Feno Hery,feno Hery
Feno Hery,feno Hery
Ny Anilanao
Malalako am-panahy

Ref:(JOSEPH D'Af & TITIANAH)

Tsisy ny tsara mihoatra Anao
Mihazonay ny tananao
Raha lavitra Anao aho dia Irery
Ny anilanao no feno Hery
Tsisy ny tsara mihoatra Anao
Mihazonay ny tananao
Raha lavitra Anao aho dia Irery
Ny anilanao
Tsisy karaha Anao

lundi 28 avril 2014

samedi 19 avril 2014

Gagner de l'argent en participant sur un forum: Evolution Forums

Gagner de l'argent en participant sur un forum

Évolution Forums ou EvF est un forum qui vous permettra de gagner de l’argent juste en participant au forum. C'est un forum qui a pour devise de faire évoluer les gens, de mettre à jour votre évolution. C'est donc un forum de partage et d'entraide: si vous avez l'esprit de partage et d'entraide, vous allez vous plaire sur EvF. Dans le forum il y a un système de points donc à chaque post on gagne des points et il faut cumuler des points puis les convertir en argent. Le forum paye par paypal et mvola pour ceux qui sont à Madagascar. (avant il y avait payza mais ce n'est plus le cas)

Lien:  http://www.evolution-forums.net/index.php

Lien d'inscription:  http://www.evolution-forums.net/member.php?action=register&referrer=2864 

Preuve de payement payza: (http://www.evolution-forums.net/thread-9261.html)


Lien:  http://www.evolution-forums.net/index.php

Lien d'inscription:  http://www.evolution-forums.net/member.php?action=register&referrer=2864 

Mots clés: EvF, Evolution forums, forum, forums, gagner argent en ligne, paypal, français, Madagascar, gagner argent, ...

Forum iray ahazoana vola mvola: Evolution Forums

Forum iray ahazoana vola mvola


Ity misy site iray zaraiko aminareo, forum ilay izy: Evolution Forums 

Lien: http://www.evolution-forums.net/index.php
Lien inscription: http://www.evolution-forums.net/member.php?action=register&referrer=2864 

Rehefa mandray anjara ao amin'io forum io dia mety mahazo vola, mizara, manampy ny hafa...mandray anjara amin'ny discussion ao dia mahazo points isakin'ny mipost, dia iny points iny no avadika vola, isakin'ny mipost dia mahazo 30 points nefa misy fomba maro hafa ahazoana points, toy ny kilalao izay ataon 'ny membre ao ary mora mahazo points kokoa ary vetivety..

3600 points = 3dollar = 30 000fmg/6000 Ar Mvola

Raha liana ianareo dia jerevo ny lien :D

Pseudo: stephanmg


Mots clés:  fomba ahazoana vola, internet, Gasy, Madagasikara, Madagascar, gagner de l'argent à Madagascar, forum de partage, entraide, proxy, rien à faire :D

mercredi 2 avril 2014

DC UNLOCKER CRACKED

DC UNLOCKER CRACKED


Pour télécharger Dc unlocker cracké pour débloquer/flasher un modem Huawei,ZTE,...
Seulement 3mo
Lien: VOIR ICI
Lien: SEE HERE 

Mot clés: Dc Unlocker, Dccrap, unlock modem, débloquer modem, zte modem, huawei modem, cracked