dimanche 8 juin 2014

Cover Tsy ho vitanao by TAGAMIR (Lil'C ft. THT)

Cover Tsy ho vitanao by TAGAMIR

Ity izany dia cover an'ilay hiran'i THT sy Lil'c hoe Tsy ho vitanao nataon'ny TAGAMIR na Tanora Gasy Mirap (collectif ana mpirap lycéen aloha hatreto) dia mananao hira rap sy cover acoustique koa.


VERSION YOUTUBE MP3:


VERSION SOUNDCLOUD:

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire